Hiaraka indray (feat Fanasina) (Tianasoa Razafindrabary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsaroako anio
Ny fiarahana taloha
Mifampivavaka sy nifampahery

Fifaliana foana
Rehefa oe tononkira.serasera.org hiaona
Satria samy zanaky ny Ray

Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika

Tsy eto an-tany ihany
Fa hatrany an-danitra any
Ny fiderana hasandratra eto izao

'Reo hirantsika ety
Hitohy hatrary
Satria samy zanaky ny Ray

Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay mpanjakantsika

Fa kanto loatra 'zao Tompontsika izao
Ô! tena mendrika wbjsdpi 'lay haja avo indrindra
Mandrakizay

Hiaraka indray
Hidera Azy
Hihira evganhl oe « Voninahitra ho anao »
Ho fo iray
Ny fanahy ho iray
Ho an'ilay ocwnv mpanjakantsika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1176