Mofon'aina (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An-kafaliana no andraisanay
Ny Vatanao doffsjfe ry Jesoa ô
Vatsy ho anay, mofo velona
Firaisanay aina ao Aminao
Ry Jesoa tononkira.serasera.org mofon'aina
Sakafo mahavelona anay
Ry Jesoa uwbsvj mofom-pitiavana
Mampifankatia anay
Anjakao zahay Jesoa
Fa ny fitiavanao dia ampy ho anay
Vonona aho ry Jesoa egnjiz ô
Hiaraka Aminao
Raiso aho ka anjakao
Ny fo sy fanahiko atolotro Anao
Ny Vatanao doffsjfe ry Jesoa ô
Vatsy ho anay, mofo velona
Firaisanay aina ao Aminao
Ry Jesoa tononkira.serasera.org mofon'aina
Sakafo mahavelona anay
Ry Jesoa uwbsvj mofom-pitiavana
Mampifankatia anay
Anjakao zahay Jesoa
Fa ny fitiavanao dia ampy ho anay
Vonona aho ry Jesoa egnjiz ô
Hiaraka Aminao
Raiso aho ka anjakao
Ny fo sy fanahiko atolotro Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thierry d'IhorombeVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 10/10/2026 17:54
