Misaotsy Aba (Thierry d'Ihorombe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anao Zagnaharin'ny tanySy ny voaary rehetra ao aminy
Anao Zagnaharin'ny Lanitra
Sy izay rehetra ao aminy
Misaotra anao noho ny andro
Sy ny fotoana omenao anay e
Ny soa nafafinao ho anay e! Mahavelo ô!...
Ny ari-tananao ivelomanay e! Mahavelo ô!...
Fiaignanao no iaignanay e! Mahavelo ô!...
Hasoavanao iadagnanay e! Mahavelo ô!...
Lehibe gne fitiavanao! Misaotsy Zagnahary e!
Gnanakao nafoinao ho anay, Misaotsy Zagnahary e!
Fanahinao magnamasy e! Misaotsy Zagnahary e!
Tretriky ahay manana anao. Misaotsy Zagnahary e!
Misaotsy Aba… Nizara gne soa
Misaotsy Aba … Nizara hasoava
Misaotsy Aba … Nizara haveloma
Misaotsy Aba … be fitiava hanao
Avy aminao ny loharanom-pahasoavanay e!
Ry Ray be indrafo tsy mahafoy anay e!
Misaotra anao izahay
Fa ampy ho anay ny fahasoavanao e!
Misaotsy anao mpahary anay e! Misaotsy e!.
Misaotsy anao nahary anay e! Misaotsy e!.
Fitiavanao no nampisy anay e Misaotsy e!....
Fahasoavanao no nahatoy izao anay e! Misaotsy e!....
Lehibe gne fitiavanao! Misaotsy Zagnahary e!
Gnanakao nafoinao ho anay e! Misaotsy Zagnahary e!
Fanahinao magnamasy e! Misaotsy zagnahary e!
Tretriky ahay manana Anao.
Misaotsy Aba… Nizara gne soa
Misaotsy Aba… Nizara hasoava
Misaotsy Aba… Nizara haveloma
Misaotsy Aba… be fitiava hanao
Misaotsy Zagnahary e!
Nanome hasoava ho anay
Misaotsy Ragnandria
Misaotsy e e e! a a a…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Thierry d'IhorombeVangy : 313
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 16/10/2025 16:24
