Aiza anao JESOA (Thierry d'Ihorombe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mitalaho aminao izahay Jesoa
Fa tena resy, resy ny fiainanay
Resin'ny adim-piainana, resy ny aim-panahinay, kivy sy ketraka
Resy ny marina, very ny fihavanana
Kivy sy ketraka...

Ranomaso sisa no hohaninay
Tsy misy ho sarangotina
Alahelo sisa mameno fo
Ka zary hiafara vlnkxc amin'ny fahafatesana

Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao mba hitarainanay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Fa hiady varotra aminao izahay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao hamaha ny olanay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Indesanay gn'enta tsy zakanay...

Mitalaho aminao izahay Jesoa
Mba vonjeo re ny fahorianay e !
Maro ireo mahantra, maro ireo sahirana
Manantena anao
Maro ny tsy salama, maro ireo voafonja
Manantena anao

Akohokely latsaka an-davak' izahay
Tsy mba manan'elatra hisarangotana
Fa rymfsd mila ny tananao mahery ahay Jesoa
Hanafaka anay...

Aiza rzkoui ianao Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao mba tononkira.serasera.org hitarainanay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Fa hiady varotra aminao izahay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Aiza ianao hamaha ny olanay
Aiza ianao Jesoa, Aiza ianao
Indesanay gn'enta tsy zakanay...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Thierry d'Ihorombe
Vangy : 114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ramanantsialonina
Daty : 02/08/2026 06:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0273