LANITRA (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela rzndcu ihany no naniriko fa tsy maintsy tonga any
Efa mati-panirina ny saiko hahita izany toerana izany
Ny fiainako eto an-tany tononkira.serasera.org efa madiva sy efa kelikely ihany
Raha omenao safidy aho dia ny tiako dia androany dia androany
Asa ianao raha manam-paniriana toa ahy mba andeha ho any
Volamena ny gmgvww lalana any ary tsisy tomany
Fa asakasakao raha mbola hijanoana hifikitra tamana eto an-tany
Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany
Ianao ve tsy mba manampaniriana toa ahy mba andeha any
Efa ela ihany no nahafantarako hoe misy hono izany
Dia namisavisa ny saiko hoe kanto izany toerana izany
Ny fiainako eto an-tany efa madiva sy efa kelikely ihany

Volamena ny lalana any ary tsisy tomany

Ianao ve tsy mba manampaniriana toa ahy luvpbnrk mba andeha any

Efa voalazan’ny mpaminany tsy maintsy potika ny tany (3X)
Indray andro any

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TDL (True Direction Life)Vangy : 29662
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : niniekely
Daty : 05/05/2017 12:25