Vita ny famonjena (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rotidrotika ny ditra , fimamoana e !
Ts’isy hitarainana, lasa fisainana ,kivy pqxylf
Manary dia , efa mila hamoy fo
Maharikoriko anao ny lasa taloha

Hoy ianao mba iza , iza intsony moa ? e !
Ny hamonjy aho efa simba
Rava sy nafoy , iza ? m m ,iza m m ?
Efa vitany ho anao , natolony ho tononkira.serasera.org anao
Raiso fa ho ahy sy ho yauyrr anao ny famonjena

Manontany tena ianao fa saika ho very nvrgj
Lasa niafina ny tavan’ny Tompo nihery
Henatra anaty sy tahotry ny hazavana e !
Fa tototry ny helotra ,rakotry ny fahotana

O o o !
E e e ! Azo ny famonjena

Parole : Christophe
Musique : Xavier
Rythme : Rock

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Vangy : 3870
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/10/2002 16:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315