Vita ny famonjena (TCR (Tarika Christophe Ratrema))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Rotidrotika ny ditra , fimamoana e !
Ts’isy hitarainana, lasa fisainana ,kivy
Manary dia ppobbxy , efa mila hamoy fo
Maharikoriko anao tononkira.serasera.org ny lasa taloha

Hoy ianao mba iza , iza intsony moa ? e !
Ny hamonjy aho efa simba
Rava sy nafoy , iza ? m nlbh m ,iza m m ?
Efa vitany ho anao , natolony ho anao
Raiso fa ho wnxb ahy sy ho anao ny famonjena

Manontany tena ianao fa saika ho very
Lasa niafina ny tavan’ny Tompo nihery
Henatra anaty sy tahotry ny hazavana e !
Fa tototry ny helotra ,rakotry ny fahotana

O o o !
E e e ! Azo ny famonjena

Parole : Christophe
Musique : Xavier
Rythme : Rock

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TCR (Tarika Christophe Ratrema)
Vangy : 3762
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/10/2002 16:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565