Misy (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ireo milaza fa hoe tia dia tena tia tokoa!
Teny feno lokaloka: cnpbqxdv hifanaja, hifanasoa!
Misy sahy mianiana koa fa sanatria ny hanadino!
Zary lasa teny ireny, fa ny ataony qgznhrib tsy mampino.

Misy ireo milaza fa hoe vonona sy tena tononkira.serasera.org sahy!
Vonona hiatrika izay mety ho fitsapam-panahy!
Kanjo anie ka piti-korana efa ilàny fierena!
Ny fitafiny hono raitra ka arovana sao lena.

Misy Ilay malaza Iray dia tia dia tena tia tokoa,
Tsy mba tia mideradera, nyomac mendrika haja, mpanasoa!
Izy sahy nilaza koa hoe lasa nefa tsy hanadino,
Fa hamboatra fitoerana hametrahany ireo mpino.

Izy ilay nalaza be fa tena vonona sy sahy
Vonona niatrika ilay fanavotana fanahy.
Izy sy ny asany no ho fitaratra jerena!
JESOA! ilay nanavotra ahy! Vitany ny famonjena!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Miantefa
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 26/09/2026 22:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292