Misy (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ireo milaza fa hoe tia dia tena iqytxyj tia tokoa!
Teny feno lokaloka: hifanaja, hifanasoa!
Misy sahy mianiana koa fa sanatria ny hanadino!
Zary kciyrqa lasa teny ireny, fa ny ataony tononkira.serasera.org tsy mampino.
Misy ireo milaza fa hoe vonona sy tena sahy!
Vonona hiatrika izay mety ho fitsapam-panahy!
Kanjo anie ka piti-korana efa ilàny fierena!
Ny fitafiny hono raitra ka arovana sao lena.
Misy Ilay malaza Iray dia lgymct tia dia tena tia tokoa,
Tsy mba tia mideradera, mendrika haja, mpanasoa!
Izy sahy nilaza koa hoe lasa nefa tsy hanadino,
Fa hamboatra fitoerana hametrahany ireo mpino.
Izy ilay nalaza be fa tena vonona sy sahy
Vonona niatrika ilay fanavotana fanahy.
Izy sy ny asany no ho fitaratra jerena!
JESOA! ilay nanavotra ahy! Vitany ny famonjena!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika MiantefaHits : 19
Likes : 0 Like
Created by : Namana tsy mahafoy
Date : 26/09/2026 22:08