Misy (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy ireo milaza fa hoe tia dia tena tia tokoa!
Teny feno lokaloka: hifanaja, hifanasoa!
Misy sahy mianiana koa fa sanatria wqjzhyi ny hanadino!
Zary lasa teny ireny, fa ny ataony tsy mampino.

Misy ireo milaza fa hoe vonona sy tena sahy!
Vonona hiatrika izay mety ho fitsapam-panahy!
Kanjo anie ka piti-korana efa ilàny tononkira.serasera.org fierena!
Ny fitafiny hono raitra ka arovana sao lena.

Misy Ilay malaza Iray dia tia dia tena tia tokoa,
Tsy mba tia sgajmnd mideradera, mendrika haja, mpanasoa!
Izy sahy nilaza koa hoe lasa nefa tsy hanadino,
Fa hamboatra fitoerana hametrahany ireo mpino.

Izy ilay nalaza be fa tena vonona sy jtzi sahy
Vonona niatrika ilay fanavotana fanahy.
Izy sy ny asany no ho fitaratra jerena!
JESOA! ilay nanavotra ahy! Vitany ny famonjena!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Miantefa
Visites : 19
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Namana tsy mahafoy
Date : 26/09/2026 22:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0274