Jesoa, Làlana Fahamarinana ary Fiainana (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa! Ianao no gvmo làlana faleha
Làlana tokana ho amin'ny Ray
Jesoa, Ianao no ho rehareha
Ianao tononkira.serasera.org mpandresy, Ianao qclw no aronay
Làla-manitsy fiainana hirindra,
Làla-manitsy ny fo hankato!
Ianao Jesoa no tsara indrindra
Fahamarinana ekenay tokoa!
Jesoa! Ianao no fiainana madio,
Fiainana mendrika tokoa ho anay
Jesoa! Meteza Ianao ka ampodio
Ny fiainanay wcsj ho anao mandrakizay!
Làlana tokana ho amin'ny Ray
Jesoa, Ianao no ho rehareha
Ianao tononkira.serasera.org mpandresy, Ianao qclw no aronay
Làla-manitsy fiainana hirindra,
Làla-manitsy ny fo hankato!
Ianao Jesoa no tsara indrindra
Fahamarinana ekenay tokoa!
Jesoa! Ianao no fiainana madio,
Fiainana mendrika tokoa ho anay
Jesoa! Meteza Ianao ka ampodio
Ny fiainanay wcsj ho anao mandrakizay!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 16
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 05/10/2026 10:04
