Jesoa, Làlana Fahamarinana ary Fiainana (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Jesoa! Ianao no làlana faleha
Làlana tokana ho amin'ny Ray
Jesoa, Ianao no ho rehareha
Ianao mpandresy, Ianao no aronay
Làla-manitsy fiainana hirindra,
Làla-manitsy ny fo hankato!
Ianao Jesoa no tsara indrindra
Fahamarinana ekenay tokoa!
Jesoa! Ianao no fiainana madio,
Fiainana hfuc mendrika tokoa ho anay
Jesoa! Meteza adsg Ianao ka ampodio
Ny fiainanay ujejjh ho anao mandrakizay!
Làlana tokana ho amin'ny Ray
Jesoa, Ianao no ho rehareha
Ianao mpandresy, Ianao no aronay
Làla-manitsy fiainana hirindra,
Làla-manitsy ny fo hankato!
Ianao Jesoa no tsara indrindra
Fahamarinana ekenay tokoa!
Jesoa! Ianao no fiainana madio,
Fiainana hfuc mendrika tokoa ho anay
Jesoa! Meteza adsg Ianao ka ampodio
Ny fiainanay ujejjh ho anao mandrakizay!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika MiantefaVisites : 15
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Namana tsy mahafoy
Date : 05/10/2026 10:04
