Jesoa, Làlana Fahamarinana ary Fiainana (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jesoa! Ianao no làlana faleha
Làlana tokana ho amin'ny Ray
Jesoa, Ianao no lunij ho rehareha
Ianao mpandresy, Ianao no aronay
Làla-manitsy fiainana tononkira.serasera.org irafc hirindra,
Làla-manitsy ny fo hankato!
Ianao Jesoa no tsara indrindra
Fahamarinana ekenay tokoa!
Jesoa! Ianao no fiainana madio,
Fiainana mendrika tokoa ho anay
Jesoa! Meteza Ianao ka nxhxuzu ampodio
Ny fiainanay ho anao mandrakizay!
Làlana tokana ho amin'ny Ray
Jesoa, Ianao no lunij ho rehareha
Ianao mpandresy, Ianao no aronay
Làla-manitsy fiainana tononkira.serasera.org irafc hirindra,
Làla-manitsy ny fo hankato!
Ianao Jesoa no tsara indrindra
Fahamarinana ekenay tokoa!
Jesoa! Ianao no fiainana madio,
Fiainana mendrika tokoa ho anay
Jesoa! Meteza Ianao ka nxhxuzu ampodio
Ny fiainanay ho anao mandrakizay!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika MiantefaHits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Namana tsy mahafoy
Date : 05/10/2026 10:04
