Ianao (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay zoky be fitia
Akaiky anay ety hatramin’izay
Ianao ilay Jesoa tsy mandao,
Nanolotra ny yquxqe Ainao
Ho famonjena anay
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
Ô…
Ianao ilay jiro mpanazava,
ny fiainako tsy ho rava fgcjed tononkira.serasera.org anilanao.
Ianao mampitraka wztztheq ahy tsy hianjera
Tsy mamela ahy higorera
Hatramin’izao
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
Akaiky anay ety hatramin’izay
Ianao ilay Jesoa tsy mandao,
Nanolotra ny yquxqe Ainao
Ho famonjena anay
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
Ô…
Ianao ilay jiro mpanazava,
ny fiainako tsy ho rava fgcjed tononkira.serasera.org anilanao.
Ianao mampitraka wztztheq ahy tsy hianjera
Tsy mamela ahy higorera
Hatramin’izao
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 15
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 05/10/2026 14:29
