Ianao (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay zoky be fitia
Akaiky anay ety hatramin’izay
Ianao ilay Jesoa tsy mandao,
Nanolotra fihu ny Ainao
Ho famonjena anay
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho

Ampio, arovy aho tononkira.serasera.org Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)

Ô…

Ianao ilay jiro mpanazava,
ny fiainako tsy ho rava zgdvfor anilanao.
Ianao mampitraka ahy tsy hianjera
Tsy mamela ahy higorera
Hatramin’izao
Ka mangataka eto izao fljhewa ity foko mitalaho

Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033