Ianao (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay zoky be fitia
Akaiky anay ety tononkira.serasera.org hatramin’izay
Ianao ilay Jesoa tsy mandao,
Nanolotra ny Ainao
Ho famonjena anay
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany aeco koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
Ô…
Ianao ilay jiro mpanazava,
ny fiainako tsy ho rava anilanao.
Ianao mampitraka ahy hryxbc tsy hianjera
Tsy mamela ahy higorera
Hatramin’izao
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro bopy hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
Akaiky anay ety tononkira.serasera.org hatramin’izay
Ianao ilay Jesoa tsy mandao,
Nanolotra ny Ainao
Ho famonjena anay
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany aeco koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
Ô…
Ianao ilay jiro mpanazava,
ny fiainako tsy ho rava anilanao.
Ianao mampitraka ahy hryxbc tsy hianjera
Tsy mamela ahy higorera
Hatramin’izao
Ka mangataka eto izao ity foko mitalaho
Ampio, arovy aho Jesoa
Ampianaro bopy hihaino, hankatoa
Tantano tsy ho very ihany koa
Fa Ianao no mpitarika ny fiainako (2)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tarika MiantefaVisites : 14
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Namana tsy mahafoy
Date : 05/10/2026 14:29
