Tsy ho Lany Mamy (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny ftiavanao Tompo ô! No mampahery ahy
Ny fisedrana omenao tompo ô! No mampandroso ahy
Na ireo fankampanahy noreseko tsisy ahiahy
Ny afon’ny tononkira.serasera.org fanahinao no ato zgmj amiko
REFRAIN;
Izay tanjonao ihany no tanjoko
Izay lalanao ihany no hizorako
Na ho mafy na ho mora
Fa izaho tsy maintsy hijoro
Na lalina, na marivo koa,
ny rano kxsxtbxm ho diavina
Ianao Ilo hitarika ahy
Azoko antoka am-panahy
Fa ny fitiavanao tsy ho lany mamy mandrakizay
Adidinao tokoa izay rehetra momba ahy
Milamina avokoa, ny ady am-panahy
Na misy mandrahona aho
Hanagadra, hamono handatsa
Fantatro qiujvef fa ianao no miady ho ahy
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Ny fisedrana omenao tompo ô! No mampandroso ahy
Na ireo fankampanahy noreseko tsisy ahiahy
Ny afon’ny tononkira.serasera.org fanahinao no ato zgmj amiko
REFRAIN;
Izay tanjonao ihany no tanjoko
Izay lalanao ihany no hizorako
Na ho mafy na ho mora
Fa izaho tsy maintsy hijoro
Na lalina, na marivo koa,
ny rano kxsxtbxm ho diavina
Ianao Ilo hitarika ahy
Azoko antoka am-panahy
Fa ny fitiavanao tsy ho lany mamy mandrakizay
Adidinao tokoa izay rehetra momba ahy
Milamina avokoa, ny ady am-panahy
Na misy mandrahona aho
Hanagadra, hamono handatsa
Fantatro qiujvef fa ianao no miady ho ahy
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Lien:
Commentaires
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 10:00)
Taratra Hazavana Madagasikara - Tsy ho Lany Mamy
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Copyright: 04 Fevrier 2023
A/C: RANDRIANAIVO Lova
Copyright: 04 Fevrier 2023
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Taratra Hazavana MadagasikaraVisites : 326
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 09:59
