Aleloia (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eeeee!Taratra Hazavana a! LET'S GORefrain:
Aleloia! Aleloia! Aleloia! Aleloia!
Aleloia! Aleloia! Aleloia! Aleloia!
Ô Aleloia! Ô Aleloia! Ô Aleloia!
Miasaotra anao zahay Tompo ô!
Nandresy ny asan’ny satana
Nafoiny ny ainy hanavotana ahy
Jesôsy ô! mahery ianao e!
Tsapako ny fitiavany ahy
Tompo ô! Makasitraka hatrany
Raha tsisy anaoa zahay Tompo ô!
Tsy nahita fiainana tsara
Fafatesana tsy nahatazona
Efa resy tambonin’ny Tany
Izany no nanavotany ahy
Hihika hoe “ALELOIA”
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Rohy:
Hevitra
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:28)
Ny hira "Aleloia" dia feno hafaliana sy fiderana mitranga avy amin’ny fanavotan’i Jesôsy Kristy
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Taratra Hazavana MadagasikaraVangy : 141
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Taratrahazavana17
Daty : 25/07/2025 11:27
