Ny fiainana an-tany (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
voxpqrjb Johin-dranomaso ve no asetrinao ny tononkira.serasera.org Tompo
Hakiviana lava miampy sento sy toloko
Raha ny fahoriana nentin'i Jesosy taminao
Dia tsy ho zaka n'inona hatao
Hazo fijaliana tsy xslbqweq mba manam-paharoa,
Nentin'Izy Tompo sy niafiany tokoa
Koa 'ndeha hatrakao ny loha, omeo ny entanao,
Fa Izy efa nanafaka anao

Fiverenana :
Indro Jesosy ô
Mba raiso ny tanako!
Diovy ny foko
Ho lapanao tokoa (bis)

Ny fiainana an-tany anie mandalo fitsapana
Maro zavatra sedraina an-dalana hombana
Ny finoana ao cjsgnmyt anatinao no hazomy sy hajao
Mba hampiray ny Tompo aminao
Izy no mitarika ny làlana mankany,
Sady nanamboatra toerana any an-danitra any
Lova sarobidy izay nomeny ho anao
Raiso Izy anio fa tsy hanenenanao!

Fiverenana : Indro jesosy ô ... (bis)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Vangy : 2709
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 21:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0595