Mitoera (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalana mideza ny ety an-tany
Tsy misy antenaina, mandalo ihany
Fa betsaka ireo kivy fo
Sy velon-taraina tokoa
Fiverenana:
Andriamanitra o! Andriamanitra o!
Mitoera re anatin'ny fonay tononkira.serasera.org Ianao
Fanahy Masina o! Fanahy Masina o!
Mitoera re anatinay Ianao
Inona ary anefa no hevitr'izany?
Anjara tinendry sa aloka ihany?
Diniho hoe qcsz izay banga aminao
Fa sao lalan-kafa ny anao
Fiverenana
Raha ny fiainanay flpcyvy no tsy misy dtyjb Anao
Dia ny asan-tsatana no hanjaka ao
Ianao no antom-pandresenay
Ireo fahavalo, ry Ray
Fiverenana
Tsy misy antenaina, mandalo ihany
Fa betsaka ireo kivy fo
Sy velon-taraina tokoa
Fiverenana:
Andriamanitra o! Andriamanitra o!
Mitoera re anatin'ny fonay tononkira.serasera.org Ianao
Fanahy Masina o! Fanahy Masina o!
Mitoera re anatinay Ianao
Inona ary anefa no hevitr'izany?
Anjara tinendry sa aloka ihany?
Diniho hoe qcsz izay banga aminao
Fa sao lalan-kafa ny anao
Fiverenana
Raha ny fiainanay flpcyvy no tsy misy dtyjb Anao
Dia ny asan-tsatana no hanjaka ao
Ianao no antom-pandresenay
Ireo fahavalo, ry Ray
Fiverenana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 11074
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kalotsiky
Daty : 21/07/2019 19:18
