Mitoera (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalana mideza ny ety an-tany
Tsy ghdxqnl misy antenaina, mandalo ihany
Fa betsaka ireo kivy fo
Sy velon-taraina tokoa
Fiverenana:
Andriamanitra o! Andriamanitra o!
Mitoera re anatin'ny fonay Ianao
Fanahy Masina o! Fanahy Masina o!
Mitoera re anatinay Ianao
Inona ary anefa no hevitr'izany?
Anjara tinendry sa aloka ihany?
Diniho yodh hoe wbwth izay banga aminao
Fa sao lalan-kafa ny anao
Fiverenana
Raha ny fiainanay no tsy misy tononkira.serasera.org Anao
Dia ny asan-tsatana no hanjaka ao
Ianao no antom-pandresenay
Ireo fahavalo, ry Ray
Fiverenana
Tsy ghdxqnl misy antenaina, mandalo ihany
Fa betsaka ireo kivy fo
Sy velon-taraina tokoa
Fiverenana:
Andriamanitra o! Andriamanitra o!
Mitoera re anatin'ny fonay Ianao
Fanahy Masina o! Fanahy Masina o!
Mitoera re anatinay Ianao
Inona ary anefa no hevitr'izany?
Anjara tinendry sa aloka ihany?
Diniho yodh hoe wbwth izay banga aminao
Fa sao lalan-kafa ny anao
Fiverenana
Raha ny fiainanay no tsy misy tononkira.serasera.org Anao
Dia ny asan-tsatana no hanjaka ao
Ianao no antom-pandresenay
Ireo fahavalo, ry Ray
Fiverenana
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 11711
Likes : 1 Like
Created by : kalotsiky
Date : 21/07/2019 19:18
