Mendrika (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika Ianao tononkira.serasera.org ry ilay be indrafo
Ilay Masina indrindra
Ilay nitantana anay
Tsy nanao qvzkbtuf kitoatoa
Fa tena mirindra
Kanefa inona no avalinay
Toa fahotana zajworfz indray
Manosihosy ilay fitiavanao
Izao tontolo izao
Fiverenana :
Misaotra Anao Ray tsitoha
Tsy namela anay hamoy fo
Ireo zanakao izay nania
Notoloranao ilay fitia
Mandrakizay ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Ka dera, laza ry Ray
No mendrika Anao
Anio izahay dia mifona Aminao
Fa nampalahelo
Mifona aho mitalaho
Ary miangavy izao
Mba tsy ho dkfpbz any amin'ny helo
Fa malahelo Ianao mahita anay
Mihosom-pahotana indray
Manaram-po tsy mahatsiaro tena
Na dia efa nomena
Fiverenana :
Misaotra Anao…
Ilay Masina indrindra
Ilay nitantana anay
Tsy nanao qvzkbtuf kitoatoa
Fa tena mirindra
Kanefa inona no avalinay
Toa fahotana zajworfz indray
Manosihosy ilay fitiavanao
Izao tontolo izao
Fiverenana :
Misaotra Anao Ray tsitoha
Tsy namela anay hamoy fo
Ireo zanakao izay nania
Notoloranao ilay fitia
Mandrakizay ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Ka dera, laza ry Ray
No mendrika Anao
Anio izahay dia mifona Aminao
Fa nampalahelo
Mifona aho mitalaho
Ary miangavy izao
Mba tsy ho dkfpbz any amin'ny helo
Fa malahelo Ianao mahita anay
Mihosom-pahotana indray
Manaram-po tsy mahatsiaro tena
Na dia efa nomena
Fiverenana :
Misaotra Anao…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 835
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:26
