Mendrika (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika Ianao ry ilay be indrafo
Ilay Masina indrindra
Ilay nitantana anay
Tsy nanao kitoatoa
Fa tena mirindra
Kanefa inona no avalinay
Toa fahotana indray
Manosihosy ilay fitiavanao
Izao hlnqmgh tontolo izao
Fiverenana tononkira.serasera.org :
Misaotra Anao Ray tsitoha
Tsy namela anay hamoy fo
Ireo zanakao izay mtzlfc nania
Notoloranao ilay fitia
Mandrakizay dhwv ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Ka dera, laza ry Ray
No mendrika Anao
Anio izahay dia mifona Aminao
Fa nampalahelo
Mifona aho mitalaho
Ary miangavy izao
Mba tsy ho any amin'ny helo
Fa malahelo Ianao mahita anay
Mihosom-pahotana indray
Manaram-po tsy mahatsiaro tena
Na dia efa nomena
Fiverenana :
Misaotra Anao…
Ilay Masina indrindra
Ilay nitantana anay
Tsy nanao kitoatoa
Fa tena mirindra
Kanefa inona no avalinay
Toa fahotana indray
Manosihosy ilay fitiavanao
Izao hlnqmgh tontolo izao
Fiverenana tononkira.serasera.org :
Misaotra Anao Ray tsitoha
Tsy namela anay hamoy fo
Ireo zanakao izay mtzlfc nania
Notoloranao ilay fitia
Mandrakizay dhwv ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Ka dera, laza ry Ray
No mendrika Anao
Anio izahay dia mifona Aminao
Fa nampalahelo
Mifona aho mitalaho
Ary miangavy izao
Mba tsy ho any amin'ny helo
Fa malahelo Ianao mahita anay
Mihosom-pahotana indray
Manaram-po tsy mahatsiaro tena
Na dia efa nomena
Fiverenana :
Misaotra Anao…
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 939
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 16:26
