Mendrika (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika Ianao ry ilay be indrafo
Ilay Masina indrindra
Ilay nitantana anay
Tsy nanao kitoatoa
Fa tena mirindra
Kanefa inona no avalinay
Toa fahotana indray
Manosihosy ilay fitiavanao
Izao tontolo izao
Fiverenana :
Misaotra Anao Ray tsitoha
Tsy namela anay hamoy fo
Ireo zanakao izay nania
Notoloranao ilay fitia
Mandrakizay ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Ka dera, laza ry bgvhtfz Ray
No mendrika Anao
Anio tononkira.serasera.org izahay dia mifona Aminao
Fa nampalahelo
Mifona aho mitalaho
Ary miangavy izao
Mba ftgkiznj tsy ho any amin'ny helo
Fa malahelo Ianao mahita ixfhnu anay
Mihosom-pahotana indray
Manaram-po tsy mahatsiaro tena
Na dia efa nomena
Fiverenana :
Misaotra Anao…
Ilay Masina indrindra
Ilay nitantana anay
Tsy nanao kitoatoa
Fa tena mirindra
Kanefa inona no avalinay
Toa fahotana indray
Manosihosy ilay fitiavanao
Izao tontolo izao
Fiverenana :
Misaotra Anao Ray tsitoha
Tsy namela anay hamoy fo
Ireo zanakao izay nania
Notoloranao ilay fitia
Mandrakizay ny fitiavanao
Izao tontolo izao
Ka dera, laza ry bgvhtfz Ray
No mendrika Anao
Anio tononkira.serasera.org izahay dia mifona Aminao
Fa nampalahelo
Mifona aho mitalaho
Ary miangavy izao
Mba ftgkiznj tsy ho any amin'ny helo
Fa malahelo Ianao mahita ixfhnu anay
Mihosom-pahotana indray
Manaram-po tsy mahatsiaro tena
Na dia efa nomena
Fiverenana :
Misaotra Anao…
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 886
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:26
