Famonjena (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Injao ny feony fa mandona
Miantsoantso ireo izay mbola mania
Ka miverena sao hanenenao
Fa Izy hanolotra ny fo vaovao
Ho famonjena ny fanahinao
Ho famonjena ny fanahinao
No nahatongavany ho anao tety
No nahatongavany ho anao tety
Nefa mba aiza docyxmz moa? Sa hanamafy fo?
Hifikitra tononkira.serasera.org amin'ireo fanao taloha
Fiverenana : Injao ny feony fa mandona ...
"satria raha manaiky an'i jhfytus Jesoa ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena ianao. Fa bxpt amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena." — Romana 10 : 9 - 10
Ho famonjena ny fanahinao
Ho famonjena ny fanahinao
No nahatongavany ho anao tety
Koa mitsangàna ianao izao anio izao
Fa mbola miandry ao ny anjaranao
Fiverenana : Injao ny Feony fa mandona ... (x2)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:46