Famonjena (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiverenana :
Injao ny feony fa mandona
Miantsoantso ireo izay mbola mania
Ka miverena sao hanenenao
Fa Izy hanolotra ny fo vaovao
Ho famonjena ny fanahinao
Ho famonjena ny fanahinao
No nahatongavany ho anao tety
No nahatongavany ho anao tety
Nefa mba aiza moa? Sa hanamafy fo?
Hifikitra amin'ireo fanao taloha
Fiverenana : Injao ny feony fa mandona ...
"satria raha manaiky eylyn an'i Jesoa ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao tononkira.serasera.org fa Andriamanitra efa nanangana Azy ptqytyqa tamin'ny maty, dia hovonjena ianao. Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena." — Romana 10 : 9 - 10
Ho famonjena lsbxihtr ny fanahinao
Ho famonjena ny fanahinao
No nahatongavany ho anao tety
Koa mitsangàna ianao izao anio izao
Fa mbola miandry ao ny anjaranao
Fiverenana : Injao ny Feony fa mandona ... (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1257
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:46