Ampidiro aloha ny tenimiafina
Anao sinitry avao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ino arô Jesosy gny anton’ny finoako?
Laha fa tsy misy Anao an-tany ulyhe etoy e! Toa manjokozoko
Ndre maro gny devoly handrombaka ny foko
Anao rô Mpamonjy tsy atakaloko
Fiv : Ento manaraka Anao! Ndre tsy mahavoa
Fa mariny loatry ny Teninao ka da tsy iakanikaniako
Anao sinitry avao! Ndre ino manjo
Sambatry rô Jesosy ô! Ny miaraka Aminao
Rongatry rô Jesosy ny miaraka Aminao
Baba! Aska sika e! Handroso e!
(Ndao mba hiaraka handray fiainana mandrakizay)
Zoky e! (Na dia tsy mendrika) Mila anao manantona Azy
Endry e! Aska sika e! Ka miandry e!
(Ndao hiara-paly aminay hody ao an-tranon’ny wsrxuo Ray)
Zaiko e! (Aza miakany fa) Tsara gne mialok’amin’Azy
Eto an-tany, tsisy vandy, tena mamy
Firy arô Jesosy laha ny olo mienga Anao?
Tratre ny fitsapana hoe matoky sa Petera avao?
Aia rô hisy vonjy laha tsy Aminao?
Anao rô Jesosy tsy ataoko jbcmtkwx kilalao.
Fiv : Ento manaraka Anao! Ndre tsy mahavoa …
Ino loatry mampidoboky e!
Olo-mola tsy mety voky e!
Miantsoantso karaha boloky e!
Jesosy tononkira.serasera.org anefa miandry manome toky e!
Fiv : Ento manaraka Anao! Ndre tsy mahavoa …
A/C: LovaN (Novambra 2020)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1626
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:15