Anao sinitry avao (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ino arô Jesosy gny anton’ny finoako?
Laha fa tsy misy Anao an-tany etoy e! Toa manjokozoko
Ndre maro gny devoly handrombaka ny foko
Anao rô Mpamonjy tsy atakaloko

Fiv : Ento manaraka Anao! Ndre tsy mahavoa
Fa mariny loatry ny Teninao ka da tsy iakanikaniako
Anao sinitry avao! Ndre ino manjo
Sambatry rô Jesosy ô! Ny miaraka Aminao
Rongatry rô Jesosy ny miaraka Aminao
Baba! Aska sika e! Handroso e!
(Ndao mba hiaraka handray fiainana mandrakizay)
Zoky e! (Na dia tsy mendrika) Mila anao manantona Azy
Endry e! Aska sika e! Ka miandry e!
(Ndao hiara-paly aminay hody ao an-tranon’ny Ray)
Zaiko e! (Aza miakany fa) Tsara gne mialok’amin’Azy
Eto an-tany, tsisy vandy, tena mamy

Firy arô Jesosy laha ny olo mienga Anao?
Tratre ny fitsapana hoe matoky sa Petera avao?
Aia rô hisy vonjy laha tsy Aminao?
Anao rô Jesosy tsy ataoko kilalao.

Fiv : Ento manaraka Anao! Ndre tsy mahavoa …

Ino loatry mampidoboky e!
Olo-mola tsy mety voky e!
Miantsoantso karaha boloky e!
Jesosy anefa miandry manome toky e!

Fiv : Ento manaraka Anao! Ndre tsy mahavoa …

A/C: LovaN (Novambra 2020)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora Masina Itaosy
Hits : 147
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:15
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0727