Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tano mafy (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na sarotra aza ny lalana mankany
Mankany an-danitra any
Na qwpalgm qqdz fisedrana tsy maintsy ho lalovako
Tsy ahasakana ahy tsy ho any
F'izaho handroso foana
N'inona tononkira.serasera.org manoloana
Tompo o tsy hiemotra aho
Fa hanaraka Anao
Ref: Tano mafy aho Tompo
Tehirizo aho ho Anao, mandrakizay
Azony ny tanako
Raiso ny fiainako ho Anao
Ho Anao irery evlbqivo aho Tompo o
A/C : Isaia RABEARINTSOA
Mankany an-danitra any
Na qwpalgm qqdz fisedrana tsy maintsy ho lalovako
Tsy ahasakana ahy tsy ho any
F'izaho handroso foana
N'inona tononkira.serasera.org manoloana
Tompo o tsy hiemotra aho
Fa hanaraka Anao
Ref: Tano mafy aho Tompo
Tehirizo aho ho Anao, mandrakizay
Azony ny tanako
Raiso ny fiainako ho Anao
Ho Anao irery evlbqivo aho Tompo o
A/C : Isaia RABEARINTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora in FaithVangy : 19225
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Infaith
Daty : 16/01/2017 17:53
