Tano mafy (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na eisuo sarotra aza ny lalana mankany
Mankany an-danitra any
Na fisedrana tononkira.serasera.org tsy maintsy ho lalovako
Tsy ahasakana ahy tsy ho any
F'izaho handroso foana
N'inona manoloana
Tompo o tsy hiemotra aho
Fa hanaraka Anao
Ref: Tano mafy aho Tompo
Tehirizo aho bfcozhy ho Anao, mandrakizay
Azony ny tanako
Raiso ny ohzvi fiainako ho Anao
Ho Anao irery aho Tompo o
A/C : Isaia RABEARINTSOA
Mankany an-danitra any
Na fisedrana tononkira.serasera.org tsy maintsy ho lalovako
Tsy ahasakana ahy tsy ho any
F'izaho handroso foana
N'inona manoloana
Tompo o tsy hiemotra aho
Fa hanaraka Anao
Ref: Tano mafy aho Tompo
Tehirizo aho bfcozhy ho Anao, mandrakizay
Azony ny tanako
Raiso ny ohzvi fiainako ho Anao
Ho Anao irery aho Tompo o
A/C : Isaia RABEARINTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora in FaithVangy : 19224
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Infaith
Daty : 16/01/2017 17:53
