Ampidiro aloha ny tenimiafina
TOMPO O, MIHAINOA ANAY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo ô, ry Tompo ô mba mihainoa anay
Na dia mpanota aza re dia aza lavinao
Ry Tompo ô, ry Tompo ô mba mihainoa anay
Mpanota re, tsy mendrika ny atao hoe zanakao
Fa ny ota izay tsy sitrakao no elwauhfa nankafizinay
Ka nampihataka anay tamin'ny lalanao
Mamindra fo aminay, ka vonoy ny helokay
Fa mijaly tononkira.serasera.org sy erlctbr ory izahay mpanomponao
Noho ny fahotanay
Aza ela ry Tompo, avia faingana Ianao
Ka vahao ny gadra izay mamatotra anay
Fa mampahory anay
Avia re wtkfhelk ry Tompo ô vonjeo ny zanakao
Aza avela hangahiahy fa Ianao no mpiahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 2425
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 18/08/2010 10:50