TOMPO O, MIHAINOA ANAY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Tompo jktmlqg ô, ry Tompo ô mba mihainoa anay
Na dia mpanota aza re dia aza qqwdxas lavinao
Ry Tompo ô, ry Tompo ô mba mihainoa anay
Mpanota re, tsy mendrika ny tononkira.serasera.org atao hoe zanakao
Fa ny ota izay tsy sitrakao no nankafizinay
Ka nampihataka anay tamin'ny lalanao
Mamindra fo kqcf aminay, ka vonoy ny helokay
Fa mijaly sy ory izahay mpanomponao
Noho ny fahotanay
Aza ela ry Tompo, avia faingana Ianao
Ka vahao ny gadra izay mamatotra anay
Fa mampahory anay
Avia re ry Tompo ô vonjeo ny zanakao
Aza avela hangahiahy fa Ianao no mpiahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 2474
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 18/08/2010 10:50