OMEKO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nandre ny antsonao
Nanaiky tsy niahotra aho
Nahatsapa momnsizm koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko Anao ny zncinpko fiainako
Ny finoako tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, tsy ho laviko Ianao
Ry Jesoa mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha ny hatanorako indro dykg omeko Anao
Omeko Anao tokoa ka hanjakao
Fa tononkira.serasera.org efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
Nanaiky tsy niahotra aho
Nahatsapa momnsizm koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko Anao ny zncinpko fiainako
Ny finoako tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, tsy ho laviko Ianao
Ry Jesoa mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha ny hatanorako indro dykg omeko Anao
Omeko Anao tokoa ka hanjakao
Fa tononkira.serasera.org efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 2570
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32
