OMEKO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nandre ny antsonao
Nanaiky tsy niahotra aho
Nahatsapa koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko gtlkjl Anao ny isxle fiainako
Ny finoako tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, ssgqrbur tsy ho laviko Ianao
Ry Jesoa tononkira.serasera.org mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha ny hatanorako indro omeko Anao
Omeko Anao tokoa ka hanjakao
Fa efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
Nanaiky tsy niahotra aho
Nahatsapa koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko gtlkjl Anao ny isxle fiainako
Ny finoako tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, ssgqrbur tsy ho laviko Ianao
Ry Jesoa tononkira.serasera.org mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha ny hatanorako indro omeko Anao
Omeko Anao tokoa ka hanjakao
Fa efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 2525
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 18/08/2010 10:32
