OMEKO ANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha vao nandre ny antsonao
Nanaiky tsy niahotra aho
Nahatsapa koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko Anao ny fiainako
Ny finoako pncubv tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, tsy ho vndumps laviko Ianao
Ry Jesoa mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha prmubfs ny hatanorako indro tononkira.serasera.org omeko Anao
Omeko Anao tokoa ka hanjakao
Fa efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
Nanaiky tsy niahotra aho
Nahatsapa koa 'lay fitia tsy miova
Ka sanatria 'zay handao
Indro omeko Anao ny fiainako
Ny finoako pncubv tsy hiala
Tsy hisy hahasaraka ahy Aminao
Raha velona aho, tsy ho vndumps laviko Ianao
Ry Jesoa mpampianatra ô
Mba ho aiza moa izahay?
Ianao no manana teny fiainana
Fanilon'ny dianay
Raha prmubfs ny hatanorako indro tononkira.serasera.org omeko Anao
Omeko Anao tokoa ka hanjakao
Fa efa vonona aho izao hanara-dia Anao
Afoiko hilaozako avokoa zay tsy sitrakao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 2572
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 18/08/2010 10:32
