Ampidiro aloha ny tenimiafina
NOHO NY FAHASOAVANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko hadinoina ny fitiavanao
Fa reko mangina voatsiahy am-poko ao
Ilay Famonjena vitanao tety
Miraikitra ato an-tsaiko hampianatra ahy ugvvecma hitia
Fa feno fifaliana aho satria mahatsiaro vjras afaka
Ny teninao no tokiko mameno ny jufk finoako
Feno hafaliana anatiko ao
Noho ny fahasoavanao
Saotra sy dera ho Anao tokoa
Ry ilay Mpanjaka Tompo soa
Ny aretiko omaly sy ireo tononkira.serasera.org ratram-poko
Tsy averiko eto androany fa lasa tsy tsaroako
Na ny orana mikija na rivotra mifofofofO
Tsy hampaninona ahy f'Ianao efa ato am-poko

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 01/02/2013 09:16