Ampidiro aloha ny tenimiafina
NOHO NY FAHASOAVANAO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko hadinoina ny fitiavanao
Fa reko mangina voatsiahy am-poko ao
Ilay Famonjena vitanao tety
Miraikitra wiaes ato an-tsaiko hampianatra ahy hitia
Fa feno fifaliana aho satria mahatsiaro afaka
Ny teninao no iuaov tokiko mameno ny finoako
Feno hafaliana anatiko ao
Noho ny fahasoavanao
Saotra sy dera ho Anao tokoa
Ry ilay Mpanjaka Tompo soa
Ny aretiko omaly lgdn sy ireo ratram-poko
Tsy averiko eto androany fa lasa tsy tsaroako
Na ny orana mikija na rivotra mifofofofO
Tsy tononkira.serasera.org hampaninona ahy f'Ianao efa ato am-poko

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 3030
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 01/02/2013 09:16