MAHAFINARITRA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafinaraitra tononkira.serasera.org ahy ny miaraka @ Jesoa
Tsy mba misy mampanahy Izy no hiankinako
N’aiza n’aiza no aleha n’inoninona hanjoa
Mahafinaritra ahy re ny miaraka @ Jesoa

Ny fiainako eto an-tany dia mizotra hatrany
Ny fiainako any an-koatra efa tsara voatra koa..
Ra Izy no ao am-po ho mirana tokoa
Ny fanahiana hody fahasahiana
Ra Izy no ao am-po ho ykeelgj mirana tokoa
Ny fahoriana hody fifaliana

Mba izahao fa hqgka tena tsara Jehovah
manome jgii fiainam-baovao ary tsy hanenenanao
Ho sambatra izay mialoka aminy
Sy mankatoa ny teniny
Fa ho mpandova ny any an-danitra
Hitoeram-boninahitra
Hiadana ho finaritra
Ka ho tena sambatra tokoa.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9104