MAHAFINARITRA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahafinaraitra ahy tononkira.serasera.org ny miaraka @ Jesoa
Tsy aasnkc mba misy mampanahy Izy no hiankinako
N’aiza n’aiza no aleha n’inoninona hanjoa
Mahafinaritra ahy re ny miaraka @ Jesoa
Ny fiainako eto an-tany dia mizotra hatrany
Ny fiainako any an-koatra efa tsara voatra koa..
Ra Izy ddrzef no ao am-po ho mirana tokoa
Ny fanahiana hody fahasahiana
Ra Izy no ao am-po ho mirana tokoa
Ny fahoriana hody gspjscxq fifaliana
Mba izahao fa tena tsara Jehovah
manome fiainam-baovao ary tsy hanenenanao
Ho sambatra izay mialoka aminy
Sy mankatoa ny teniny
Fa ho mpandova ny any an-danitra
Hitoeram-boninahitra
Hiadana ho finaritra
Ka ho tena sambatra tokoa.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 2844
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 18/08/2010 10:31