Ampidiro aloha ny tenimiafina
LOZAKO RAHA TSY MITORY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko tantaraina Tompo ô ny herinao
Ny fasana dia resy, ny heloko hafakao
Inty aho iraho hitory ny vaovao mahafaly
Mba handray ny famonjena ireo mahantra sy mijaly
Fa lozako raha cwkq tsy mitory ny filazantsara aho
Ka ny feoko waygc no hasandratro hidera an'Andriamanitra
Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka ny tononkira hanambara ny asan'Andriamanitra
Izay talenta tononkira.serasera.org ananako avy taminao ry Tompo
Moa tsy hampiasaiko hoentiko hanoro koa
Hampahery ireo rahalahy voagejam-pahotàna
Hitory teny an-kira hamaha ny gadran'ny satàna
cbnfmzt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3313
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 11/08/2010 10:07