LOZAKO RAHA TSY MITORY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko tantaraina Tompo ô ny herinao
Ny fasana dia resy, ny heloko hafakao
Inty aho iraho hitory ny bqfibrmj vaovao mahafaly
Mba handray ny zwmilj famonjena ireo mahantra sy mijaly
Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara euxiskwh aho
Ka tononkira.serasera.org ny feoko no hasandratro hidera an'Andriamanitra
Fa lozako raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka ny tononkira hanambara ny asan'Andriamanitra
Izay talenta ananako avy taminao ry Tompo
Moa tsy hampiasaiko hoentiko hanoro koa
Hampahery ireo rahalahy voagejam-pahotàna
Hitory teny an-kira hamaha ny gadran'ny satàna

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 3269
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 11/08/2010 10:07