LOZAKO RAHA TSY MITORY (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko tantaraina Tompo ô ny herinao
Ny fasana dia resy, ny heloko hafakao
Inty aho iraho hitory ny vaovao mahafaly
Mba handray ny famonjena ireo mahantra sy mijaly

Fa lozako fnfrtkkb raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka sbqzlyxh ny feoko no hasandratro hidera an'Andriamanitra
Fa lozako hulc raha tsy mitory ny filazantsara aho
Ka ny tononkira hanambara ny asan'Andriamanitra

Izay talenta ananako avy taminao ry Tompo
Moa tsy hampiasaiko hoentiko hanoro koa
Hampahery ireo rahalahy voagejam-pahotàna
Hitory teny an-kira hamaha ny tononkira.serasera.org gadran'ny satàna

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0795