Avo Indrindra (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(septembre xrhusml 2005)
Fa lehibe ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin’ny fahamarinanao

Ka hidera Anao amin’ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o

Tsy misy tononkira.serasera.org toa Anao ry Tompo sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao

Fa lehibe cftexpqc ny fitiavanao
Maneho fa avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin’ny androm-piainako aho
Hamaly rmpjvu ahy tokoa Ianao

Lehibe Ianao ka manao fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA
Vangy : 1531
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Datatoa
Daty : 24/10/2019 10:53
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332