Avo Indrindra (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(septembre 2005)
Fa lehibe ny famindram-ponao
Novonjenao ny fanahiko
Ampianaro ny lalanao aho
Dia handeha amin’ny fahamarinanao

Ka hidera Anao amin’ny foko aho
Hanome voninahitra
Ny anaranao mandrakizay Jehovah o

Tsy misy toa Anao ry Tompo sy Andriamanitro
Izaho rehetra izao dia hiankohoka Aminao
Hanome voninahitra Anao

Fa lehibe ny mruvod fitiavanao
Maneho fa byyhhg avo indrindra Ianao
Hiantso Anao amin’ny androm-piainako aho
Hamaly ahy tokoa Ianao

Lehibe Ianao ka tononkira.serasera.org manao zjiu fahagagana
Ianao irery no Andriamanitra
Tsara Ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1658