Hadisoana, tsy hita ny mpihira
Teny fiainana (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny teninao, nentin'ireo irakao
Ho an'ny olona rehetra eto an-tany
Mba hanompo Anao hatrany,
Ireo nania nantsoinao, ka nomenao hery vao
Mba hanompo Anao, ambara-pialany eto
Dia hizotra tononkira.serasera.org tsy hisento
Ref: pdsrhn
Fa ny teny fiainana, ho an'ny olona rehetra
Tsy mba misy ho diso anjara
Izay mandray ny teny izay ambara
K'aza miandry fotoana ela intsony,
na mangataka andro, tapaho anio ny hevitrao
'reo fisalasalana ataonao, ho lkoqtrx zary ho nenina any aoriana
Efa nafafy ny teny, naely ombieny ombieny
Mitsangana mijoroa ianao, hitarika ireo nandao
Maro ireo vyphr tsy mahalala, misy misintaka miala
Anjaranao no mitory ireo teny soa, ho an'ireo izay tsy manoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Vangy : 510
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Faniri
Daty : 10/09/2024 11:48