Teny fiainana (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Masina ny teninao, nentin'ireo irakao
Ho sdmxaqso an'ny olona rehetra eto an-tany
Mba bfoyhnp hanompo Anao hatrany,
Ireo nania nantsoinao, ka nomenao hery vao
Mba hanompo Anao, ambara-pialany eto
Dia hizotra tsy hisento
Ref:
Fa ny teny fiainana, ho an'ny olona rehetra
Tsy mba misy ho diso anjara
Izay mandray xbbps ny teny izay ambara
K'aza miandry fotoana ela intsony,
na mangataka andro, tapaho anio ny hevitrao
'reo fisalasalana ataonao, ho zary tononkira.serasera.org ho nenina any aoriana
Efa nafafy ny teny, naely ombieny ombieny
Mitsangana mijoroa ianao, hitarika ireo nandao
Maro ireo tsy mahalala, misy misintaka miala
Anjaranao no mitory ireo teny soa, ho an'ireo izay tsy manoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Visites : 506
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Faniri
Date : 10/09/2024 11:48