JESO NO FANAVOTANA (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESO NO FANAVOTANAY ANIO
MOA MBA TSAPANAO VE
F ILAY ZANAK’ I MARIA
IZY ILAY MESIA
NO TONGA ETY HAMONJY IREO VERY
SY ONDRY IZAY NANIA
KOA TAPAHO NY HEVITRAO
SAO HO NENINAO

ATOLORY HO AZY ANIO NY FONAO HADIO
SAO ITY NO FAMONJENA FANAVOTAN- TENA
JESO E! HITONDRA E! FIOVANA HO AHY SY HO ANAO
VOHAY E! NY FONAO HIDIRAN’I JESO

KOA ASANDRATO RE NY HIRA SOA
MBA HOAZY TSITOHA
KA HANANKIM- PO IZAO
HANDRAY NY AIM- BAOVAO
KOA HO FENO FIADANANA
SY FAMPIHAVANANA
NY VOAHARY MANONTOLO
HO RAVO DAHOLO

ATOLORY HO AZY ANIO NY FONAO HADIO
SAO ITY NO FAMONJENA FANAVOTAN- TENA
JESO E! HITONDRA E! FIOVANA HO AHY SY HO ANAO
VOHAY E! NY FONAO HIDIRAN’I JESO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)
Vangy : 2234
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lalaina2
Daty : 31/07/2007 09:32
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.082