HIRA FANEVA FAHA 25 TAONA (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fo falifaly fanahy ravoravo
Endrika vonona hanandratra avo
Ny Anaranao Tompo Tsitoha
Lay zhlu hatrizay hatramin’ny taloha
Indreto izahay avy hidera Anao
Hihira hikalo fihiram-baovao
Hijoro unutjiud koa vavolombelona
Fa tena tsara ny mihira ho Anao
ref:Tsara (3) fa tsara ny mihira
Feo fiderana no indro hasandratray
Tsara tsara ny mihira
Ny mihira hoan’Andriamanitsika
Fa tena tsara tsara ny mihira
Vavolombelon’izany izahay
2-Dera sy laza ho mandrakizay
Atolotray ho Anao ry ikjs Rainay
Izay nitahiry sy tononkira.serasera.org nanavao
Nanolotra izao fotoana izao
Endrika vonona hanandratra avo
Ny Anaranao Tompo Tsitoha
Lay zhlu hatrizay hatramin’ny taloha
Indreto izahay avy hidera Anao
Hihira hikalo fihiram-baovao
Hijoro unutjiud koa vavolombelona
Fa tena tsara ny mihira ho Anao
ref:Tsara (3) fa tsara ny mihira
Feo fiderana no indro hasandratray
Tsara tsara ny mihira
Ny mihira hoan’Andriamanitsika
Fa tena tsara tsara ny mihira
Vavolombelon’izany izahay
2-Dera sy laza ho mandrakizay
Atolotray ho Anao ry ikjs Rainay
Izay nitahiry sy tononkira.serasera.org nanavao
Nanolotra izao fotoana izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Hits : 3304
Likes : 0 Like
Created by : fanomezantsoa
Date : 24/05/2007 15:11
