Hadisoana, tsy hita ny mpihira
HIRA FANEVA FAHA 25 TAONA (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fo tevnyjaq falifaly fanahy ravoravo
Endrika vonona hanandratra avo
Ny tononkira.serasera.org Anaranao Tompo Tsitoha
Lay hatrizay hatramin’ny taloha
Indreto izahay avy hidera Anao
Hihira hikalo fihiram-baovao
Hijoro koa vavolombelona
Fa tena tsara ny mihira ho vhcveoxp Anao
ref:Tsara (3) fa tsara ny mihira
Feo fiderana no indro hasandratray
Tsara tsara ny mihira
Ny mihira hoan’Andriamanitsika
Fa tena tsara tsara ny mihira
Vavolombelon’izany utjgtlcp izahay
2-Dera sy laza ho mandrakizay
Atolotray ho Anao ry Rainay
Izay nitahiry sy nanavao
Nanolotra izao fotoana izao
Endrika vonona hanandratra avo
Ny tononkira.serasera.org Anaranao Tompo Tsitoha
Lay hatrizay hatramin’ny taloha
Indreto izahay avy hidera Anao
Hihira hikalo fihiram-baovao
Hijoro koa vavolombelona
Fa tena tsara ny mihira ho vhcveoxp Anao
ref:Tsara (3) fa tsara ny mihira
Feo fiderana no indro hasandratray
Tsara tsara ny mihira
Ny mihira hoan’Andriamanitsika
Fa tena tsara tsara ny mihira
Vavolombelon’izany utjgtlcp izahay
2-Dera sy laza ho mandrakizay
Atolotray ho Anao ry Rainay
Izay nitahiry sy nanavao
Nanolotra izao fotoana izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Vangy : 3238
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanomezantsoa
Daty : 24/05/2007 15:11
