Ampidiro aloha ny tenimiafina
HIRA FANEVA FAHA 25 TAONA (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Fo falifaly fanahy ravoravo
Endrika vonona hanandratra avo
Ny Anaranao Tompo Tsitoha
Lay hatrizay hatramin’ny taloha
Indreto izahay avy hidera Anao
Hihira hikalo fihiram-baovao
Hijoro koa vavolombelona
Fa tena tsara ny mihira ho Anao
ref:Tsara (3) fa tsara xcffmvr ny mihira
Feo pesrjblj fiderana no indro hasandratray
Tsara tsara ny mihira
Ny mihira yuhzmev hoan’Andriamanitsika
Fa tena tsara tsara ny mihira
Vavolombelon’izany izahay
2-Dera sy laza ho mandrakizay
Atolotray ho Anao ry Rainay
Izay nitahiry sy nanavao
Nanolotra izao tononkira.serasera.org fotoana izao
Endrika vonona hanandratra avo
Ny Anaranao Tompo Tsitoha
Lay hatrizay hatramin’ny taloha
Indreto izahay avy hidera Anao
Hihira hikalo fihiram-baovao
Hijoro koa vavolombelona
Fa tena tsara ny mihira ho Anao
ref:Tsara (3) fa tsara xcffmvr ny mihira
Feo pesrjblj fiderana no indro hasandratray
Tsara tsara ny mihira
Ny mihira yuhzmev hoan’Andriamanitsika
Fa tena tsara tsara ny mihira
Vavolombelon’izany izahay
2-Dera sy laza ho mandrakizay
Atolotray ho Anao ry Rainay
Izay nitahiry sy nanavao
Nanolotra izao tononkira.serasera.org fotoana izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Hits : 3239
Likes : 0 Like
Created by : fanomezantsoa
Date : 24/05/2007 15:11
